Teny iditra tombam-boroka
Singan-teny tombana ; voroka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ireo bainga avadika miaraka amin' ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon' ny olona zezika ny tombamboroka [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14