Teny iditra |
tombana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny bainga avadiky ny angady amin' ny fiasana ny tany. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les mottes de terre qu'on a soulevées en travaillant la terre [1.3]
|
Ohatra | Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano.
[2.472]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tombana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Faminavinana izay tokony ho vidin' ny zavatra iray: Araka ny hevitrao, ohatrinona no tomban' ity trano ity? [1.1]
|
Ohatra | Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany.
[2.472]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|