Teny iditra tantanana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A hammer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Marteau [1.3, 1.8]
Voambolana 
Mpanahaka  famofoka ~ fively ~ tantanan-kazo
Ohabolana 

Teny iditra tantanana (tantana (tana))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on soutient par la main, qu'on retient légèrement [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tantanana, tantanako, tantananao, tantanany, tantanantsika, tantananay, tantananareo, tantanan', tantanan-, tantanam-, tantana-
Ny lasa : notantanana, notantanako, notantananao, notantanany, notantanantsika, notantananay, notantananareo, notantanan', notantanan-, notantanam-, notantana-
Ny hoavy : hotantanana, hotantanako, hotantananao, hotantanany, hotantanantsika, hotantananay, hotantananareo, hotantanan', hotantanan-, hotantanam-, hotantana-
Filaza mandidy : tantano
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20