Teny iditra tamingana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taranaka, fara sy dimby. [1.1]
 Ny atao hoe tamingana dia taranaka no heviny [2.313]
Fanazavàna teny anglisy Family, relatives: cf. taranaka [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Parent, parenté [1.54]
 Descendance, parenté: cf. taranaka [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14