Teny iditra | taksia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. taxi] Fiarakodia mikarama mitondra olona mifamezivezy amin' ny tanàn-dehibe; fiarakaretsaka [1.1] | |
Voambolana | Fitaterana | |
Ny fihaviany | Frantsay: taxi. | |
Fivaditsoratra | atsika, takasy, taksia, tsaika, tsiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |