Teny iditra (1/5) | 1 tsaika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zaza tsy ary fady 4 [1.13] zaza am-bohoka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] foetus |
Voambolana |
6 Haiaina |
Teny iditra (2/5) | 7 tsaika |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] [Provincial]
Zaza 10 [1.13] ankizy |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.13] enfant |
Tsipelina hafa | 12 tsaiky |
Teny iditra (3/5) | 13 tsaika |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana |
Teny iditra (4/5) | 16 tsaika |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/5) | 24 tsaika |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.1] Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 32 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |