Teny iditra sory
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Zavatra manelingelina ny saina ka mahatonga ny tena ho madisadisa: Miteraka sorisory ny adiady amin'ny tany ama-monina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Miserable, poor [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Vexation, ennui, chagrin [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra sorisory

Teny iditra sory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A species of fish [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25