Teny iditra sarindokotra
Singan-teny sary ; dokotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Safiotra avy amin' ny fikambanan' ny ganagana sy ny dokotra; ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra)
Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra
Mitovy hevitra: kirivorona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Canard provenant du canard ordinaire et [...] [tohiny 1.54]
Ohatra ary hoy ny sasany : sarindokotra; [2.59]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07