Teny iditra sakeli-mihoa-joro
Singan-teny sakelika ; mihoatra ; -joro (zoro)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro : l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante [1.196]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24