Teny iditra sabamavo
Singan-teny saba ; mavo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsaman' ny varahina sy fanitso [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Brass [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Laiton [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  sabamena

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25