Teny iditra | renifeo | |||
Singan-teny | reny ; feo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana omena ny renisoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany efatra lehibe ny renifeo: ny renifeo tsotra (b, d...), ny renifeo sosona mikasaoka (tr, dr...), ny renifeo sosona kentsona (nt, mp, nd...), ny renifeo kambana (ohatra l sy n amin' ny hoe olona, izay tononina hoe "oll") [1.1] | |||
Feo anononana ny renisoratra [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Consonne [1.13, 1.66] | |||
Ohatra | Indraindray dia ny zana-peo fotsiny no ampifanarahana fa tsy miaraka amin'ny renifeo akory.
[2.606] | |||
Voambolana | Haiteny | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07 |