Teny iditra | ranombavaka | |
Singan-teny | rano ; vavaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (taloha) Rano fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra (ankehitriny) Vavaka ombam-paniriana miloaka ny fo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ ranom-bavaka ] A blessing given to those who are going on a journey. [1.2] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |