Teny iditra |
rainiolona
|
Singan-teny | ray ; olona |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Artillerymen [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les artilleurs [1.3]
|
Ohatra | Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava.
[2.472]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
rainiolona
|
Singan-teny | ray ; olona |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | The elders of a tribe or town, the chief tribe [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ rain' ny olona ] Les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [1.3]
|
Ohatra | Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka;
[2.48]
|
|