Teny iditra | -paritra | ||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe faritra | ||
Ohatra | Fampahalalana ireo fomban-drazana isam-paritra
[2.445] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | paritra | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fizarazan' ny feo amin' ny hira; feo voalohany, feo faharoa, torebiny... [1.1] | ||
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | paritra, ripatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/22 |