|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ~or~
Sokajin-teny  2  tsofoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3 infixe qui entre dans la composition de racines secondaires: tsoropaka (tsopaka), ngorodona (ngodona) [1.12]

Teny iditra (2/4)4  or    
Sokajin-teny  5  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  6 na [1.17]

Teny iditra (3/4)7  or    
Sokajin-teny  8  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  9 ary, amin'izany [1.4, 1.5]

Teny iditra (4/4)10  or    
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 1. volamena. Chaîne d'or: rojo volamena. Drap d'or: lamba volamena
13 2. Farantsa volamena. Il cherche de l'or pour porter en voyage: mitady farantsa volamena hoenti-mandeha lavitra izy
14 3. harena, vola [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  15 (métal) volamena [1.5]
Voambolana  16  Simia
Mpanahaka  17  au

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08