Teny iditra ontana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatairam-po raha misy zavatra manaitra tampoka; fihendratana na fibitahana avy amin' ny toe-javatra mitranga; entana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Comp. entana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay émotion subite, tressaillement [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ontana, ontako, ontanao, ontany, ontantsika, ontanay, ontanareo, ontan', ontan-, ontam-, onta-
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31