Teny iditra | oli-kazo | |
Singan-teny | olitra ; hazo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely mikiky ny hazo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ olikazo ] An insect found on trees and wood. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08 |