Teny iditra | naomba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza filaharana amin' ny zavatra maro tanisaina; nomerao na laharana faha- no fampiasa sy fiteny ankehitriny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | An ordinal number. Compare isa. The above word is mostly employed in numbering off soldiers, or in announcing numbers of tunes, and in such cases a corruption of the English one, two, or three, etc. is joined to it. [1.2] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Ny fihaviany | Anglisy: number. | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny naomba io | |
Fivaditsoratra | ambano, anambo, banoma, manabo, naomba, ombana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |