Teny iditra |
mivalana
(valana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mangery, miavela Marary kibo ka mangery matetika [1.1]
|
| Marary kibo mipiriritra [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Avoir la diarrhée [1.13]
|
Ohatra |
1 | Lasa nivalana izy
[1.1]
|
2 | Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- Mivalana izy io, Dokotera
[1.1]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mivalana |
Ny lasa : |
nivalana |
Ny hoavy : |
hivalana |
Filaza mandidy : |
mivalàna |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mivalana
(valana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
[ mivalaña ] Manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike) [1.78]
|
| Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Descendre en aval [1.13]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mivalana |
Ny lasa : |
nivalana |
Ny hoavy : |
hivalana |
Filaza mandidy : |
mivalàna |
|
Tohi-kevitra |
|
Teny iditra |
mivalàna
(valana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivalana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|