Teny iditra sady mivalana no miorika
Singan-teny sady ... no ; mivalana ; miorika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sady mandoa no mivalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui vomit et a en même temps la diarrhée [1.3]
Ohatra Mampivalana azy ny ody, sady mivalana no miorika [2.48]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20