Teny iditra | mipapapapa (papapapa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamindra maika mankatsy mankaroa noho ny fahaverezan-kevitra; mitotototo, miraparapa [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mipapapapa io | ||||||||
Teny iditra | mipapapapà (papapapa) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipapapapa | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |