Teny iditra miferinaina
Singan-teny mifery ; aina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ miferin-aina ] To sigh, to groan, to grieve
Utterly unable to be happy or comfortable. [1.2]
 To be in great suffering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être dans la souffrance; souffrir [1.8]
Ohatra tsy miferin-aina aho fa serena
nahoana hianao no lalin'endrika?
[2.131]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19