Teny iditra manindao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavan-drefy hatreo amin' ny loha tondro havia ka hatramin' ny soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy ary manakaiky ny iray metatra vazaha) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A yard and a span, from the end of one shoulder across the breast to the tip of the fingers. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Depuis le bout des doigts jusqu' à l' épaule de l' autre bras, la main étant ouverte et le bras allongé [2.415]
Voambolana 

Teny iditra manindao (indao)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Avy ny rivotra dia nanindao ny tafon'ny tranonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To take, to carry [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Emporter, entraîner [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manindao
Ny lasa : nanindao
Ny hoavy : hanindao
Filaza mandidy : manindaosa
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12