Teny iditra | maneso (eso) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To scorn, to mock [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mépriser, se moquer de [1.8] | ||||||||
Ohatra | ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso"
[1.38] | ||||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maneso io | ||||||||
Fivaditsoratra | maneso, mañose, masoñe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |