Teny iditra manaraby (haraby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maneso; mamazivazy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To jeer at, to ridicule. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Railler; ridiculiser [1.8]
Ohatra 
1Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa [2.996]
2Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaraby
Ny lasa : nanaraby
Ny hoavy : hanaraby
Filaza mandidy : manarabia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/08