Teny iditra | manara-bava | |
Singan-teny | manaraka ; vava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Sady mihira no mitendry zavamaneno [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To sing a song, etc., accompanied by a musical instrument. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Répéter ce qu'un autre a dit; chanter en s'accompagnant d'un instrument [1.3] | |
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |