Teny iditra lalitromby
Singan-teny lalitra ; omby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalitra makadiry toy ny lalimanga fa mainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [omby, an ox] a cattle-fly [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08