Teny iditra lakan-drafitra
Singan-teny lakana ; rafitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Pirogue en planches [1.78]
Ohatra 
1Lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo [2.285]
2Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16