Teny iditra kotsovato
Singan-teny kotso ; vato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony ary kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo); halavany 22 sm (Paretroplus kieneri) [1.1]
Anarana siantifika Paretroplus kieneri
Voambolana 
Mpanahaka  kotso

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21