Teny iditra | kizanajanaka (zanaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Sariolona na saribakoly ataon' ny ankizy, indrindra ny ankizivavy, lalao sy lazainy fa zanany ka babeny na trotroiny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Poupée [1.3] | |
Voambolana | Kilalao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |