Teny iditra | kibabibaby (baby) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsilalaon' ny ankizy mifandimby mifampibaby mihazakazaka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | tsibabibaby [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Jeu d'enfants qui consiste à se porter sur le dos, ou à y porter un objet quelconque [1.3] | |
Voambolana | Kilalao | |
Tsipelina hafa | tsibabibaby | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |