Teny iditra kadina (kady)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran' olona ny sahany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Où on plante une perche en signe de défense, qu’on interdit, qu’on défend: Nokadiko tsy hidiran' ilay io ny tranoko (J’ai interdit à celui-là l’entrée de ma maison) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kadina, kadiko, kadinao, kadiny, kadintsika, kadinay, kadinareo, kadin', kadin-, kadim-, kadi-
Ny lasa : nokadina, nokadiko, nokadinao, nokadiny, nokadintsika, nokadinay, nokadinareo, nokadin', nokadin-, nokadim-, nokadi-
Ny hoavy : hokadina, hokadiko, hokadinao, hokadiny, hokadintsika, hokadinay, hokadinareo, hokadin', hokadin-, hokadim-, hokadi-
Filaza mandidy : kadio

Teny iditra kadina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Latsintafo tanimanga [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Bardeau [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20