Teny iditra | kady | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo Aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tsipelina hafa | kiady | |||||||||||||||
Teny iditra | kady | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Bruit de l'eau dans une barrique. [1.19] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |