Teny iditra isan-jato
Singan-teny isa ; zato
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo antokon' ny mponina manao fanompoana izay mitsinjarazara ho zato isaky ny iray tarika
Ampahany raha atao ara-keviny amin' ny zato: Ny valopolo isan-jato amin' ny Malagasy dia mpamboly [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pourcentage [1.13]
Voambolana 
Zanakanarana Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro)
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02