Teny iditra hondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Totohondry [1.78]
Fanazavàna teny anglisy The fist [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le poing [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra hondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Refy hatramin' ny tendron' ny ankibe atsotra ka hatramin' ny fanondro avonkina eo amin' ny tonony faharoa (ny hondry dia mitovy halava amin' ny vodivoam-pelatanana mahery voatondro roa) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Mesure de longueur depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé [1.3]
 Depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé [2.415]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11