Teny iditra |
henjy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [1.3]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
henjy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Nom d'une espèce de poisson. [1.19]
|
Voambolana |
|