Teny iditra henjihenjy (henjy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [1.3]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra henjy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20