Teny iditra havavafo
Singan-teny ha- (hatra) ; vavafo
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Up to the pit of the stomach [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Jusqu' au creux de l' estomac [2.415]
Ohatra 
1Havavafo ny rano. [2.471]
2Dia misalakadamasiky nasomizy havavafo makadiry, dia atao sisik' ila mitarisaka eny amin' ny kitrokely ny zorony. [1.437]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/29