Teny iditra | hanono | |
Singan-teny | ha- (hatra) ; nono | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hatreo amin' ny nono no halaliny [1.1] | |
Voambolana | Toerana | |
Teny iditra | hanono | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zandry amin' ny fianakaviana andriana betsileo [1.1] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Fivaditsoratra | hanono, honoña |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/12 |