Teny iditra | hamba | |||||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Kambana: zaza hamba [1.78] | |||||||||
[Bara] Kambana [1.78] | ||||||||||
Fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io Fiatoatoana raha miteny. [1.1] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Indecision, hesitation [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] état de deux objets semblables qui sont accolés: Zaza hamba (jumeaux), laka hamba (bac) [1.82] | |||||||||
Voambolana | Ontam-po | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | hambahamba | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |