Teny iditra |
mihambahamba
(hambahamba (hamba))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao Miahotrahotra na miatoato raha miteny [1.1]
|
Ohatra | Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso!
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihambahamba |
Ny lasa : |
nihambahamba |
Ny hoavy : |
hihambahamba |
Filaza mandidy : |
mihambahambà |
|
|
Teny iditra |
mihambahambà
(hambahamba (hamba))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihambahamba
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|