Teny iditra | hahelika | |
Singan-teny | ha- (hatra) ; helika | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hatreo amin' ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Up to the armpits [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Jusqu'aux aiselles [1.3] | |
Il y a de l' eau jusqu' aux aisselles [2.415] | ||
Ohatra | fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika.
[2.69] | |
Voambolana | Toerana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |