Teny iditra |
folo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Sivy miampy iray: Folo ny fitambaran' ny rantsantanana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Ten. [Mal. puluh, and polo, sapuloh, and safulu in many Malay Arch. and Polyn. languages.] [1.2]
|
| Ten [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dix [1.3, 1.5, 1.8]
|
Marika iraisam-pirenena | 10
X
[3.1]
|
Ohatra |
1 | Tovolahy Bara folo no tao
[2.649]
|
2 | Hitondra tanam-polo mody?
[2.528]
|
3 | Tamin' ny fahatelo ambin' ny folon' ny volana Adara izany
[2.996]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
folo,
folony,
folon',
folon-,
folom- |
Tovonana : |
-polo,
-polony,
-polon',
-polon-,
-polom- |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Zanakanarana |
|
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|