Teny iditra filan-dratsy
Singan-teny filana ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitadiavam-bola na fikaramana amim-paharatsiana na mampiasa tsy fahamarinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Carnal lust [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Concupiscence, passions [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22