Teny iditra |
fanaperana
(tapitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famitana, fandoavana (vola) hatramin' ny farany: Anio no fanaperana ny trosanao Tsy fisian-kilemana haratsiana hotsinina na kely akory aza; vita tomombana, tanteraka: Tsy misy hokianina ny hiran' ny ankizy anikeheo, tena fanaperana marina
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The end; the utmost perfection [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action d'achever, de compléter, l’instrument, la cause [1.3]
|
| La fin; arrivé à la perfection [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko.
[2.472]
|
2 | Nony fe-ho tovovavy, indro miara fanaperana.
[2.817]
|
3 | Ny tiako holazaina aminao, dia ity : tsy mbola nisy fomba firaisa-monina fanaperana - raha nisy izany, dia efa foana e!
[2.5]
|
|
|
Teny iditra |
fanaperana
(tapitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de salir, l’instrument, la cause [1.3]
|
|
Teny iditra |
fanaperana
(tapitra)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | Arrivé à la perfection, hors concours [1.3]
|
|