Teny iditra |
fanamafisana
(mafy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L’action de fortifier, de consolider, de confirmer ; les contre-forts [1.3]
|
| Renforcement, consolidation, amplification, compactation |
Ohatra |
1 | Ny iray voalohany, fanabeazana mikendry ny fanamafisana orina ny foko.
[2.606]
|
2 | Izany ny fanamafisana ny didy momba ny tsy fahazoan' ny avy any andafy mividy tany.
[2.366]
|
|
Tsipelina hafa |
|