Teny iditra fahamaizinan-kevitra
Singan-teny fahamaizinana ; hevitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy fahitana mazava izay tena tiana hambara amin'ny hevitra iray izay aroso [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Confusion, obscurité, ambiguïté [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25