Teny iditra | elanelana (elana) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga? Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The time or place between; a go-between [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Intervalle de temps ou d'espace [1.8] | ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | elakelaka | ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny elanelana io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |