Teny iditra dintamborona (dinta, vorona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana dinta mpipetaka amin' ny vavan' ny vorom-bazaha rehefa ilay misotrasotra amin' ny rano iny ireto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of leech that attaches itself to the heads of water-fowl [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31