Teny iditra | -dahy | |||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe lahy | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Teny iditra | dahy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-piangotiana iantsoan' ny vehivavy ny anadahiny: Aoka re, ry dahy, fa mahatsikaiky loatra itỳ zavatra tantarainao [1.1] | |||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |||
Fivaditsoratra | dahy, diha, hady |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |